Sitrano (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho mitady anao
Fa te handre ny feonao
Mba te hafantatra ilay famonjenao anie aho
Mangetaheta anao, mila anao anie aho
Fa te hiova fo vaovao
Mandohalika eto anatrehanao ry Ray
Koa mba ampiantaho ilay fitiavanao tsisy fetra
Ampianaro koa aho, hisaotra anao vyxf amin’ny zava-drehetra
Mangataka aho sitranonao
Amin’ny aretiko anatiko ao
Mamatotra ahy hatramin’izao
Mba kasionao anie aho
Ny entako hatrizao, entiko aminao
Eto amin’ny hazo fijalianao
Esorinao avokoa, ry Jesoa izay ojcki Tompoko

Ampianaro koa aho, hisaotra anao amin’ny zava-drehetra

Fa aminao no hanandratako izay faniriana miloatra avy ao am-po
Fantatrao izay mahasoa ahy sy izay mba tiana ka amindrao fo
Fa tononkira.serasera.org netgjagy mpanompo tsy mahasoa no miondrika eto koa mba hanehoy
Hanehoy fitia

--------
Link: