Rediredy (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misafotofoto tsy mety mitony
Ny foko raha mahita anao
Ny alina aho zara raha rfktqjxt mahita tory
Misento, mitady nofy anao
Tena babo ka tsy afaka hiverina intsony
Fa jambena anao
Tora-kovitra aho raha tsy jerenao akory
Maminany ny zdklfahl ao am-ponao
Ref : Fa tena tia anao aho
Tia ka te ho tiavinao
Mararim-pitia ka mirediredy irery eto aho
2- Mitobaka toa afo mahery
Mandoro ny ao anatiko ao
'Lay tononkira.serasera.org fitia nofatorako mafy
Nefa norombahinao
Ka tsy misy tavela ho an'ny hafa intsony
Fa lasa avokoa
Toy izany koa no iriako
Raha ho fitempon'ny fonao
Ref : ....
3-Tsy nypcpmgs sitrapon'ny fitiavako
Ny hifoha hitempo fitia
Fa kanto loatra ianao ka tsy tànako
Ka dia resy ?
#Samyfalyehh
Ny foko raha mahita anao
Ny alina aho zara raha rfktqjxt mahita tory
Misento, mitady nofy anao
Tena babo ka tsy afaka hiverina intsony
Fa jambena anao
Tora-kovitra aho raha tsy jerenao akory
Maminany ny zdklfahl ao am-ponao
Ref : Fa tena tia anao aho
Tia ka te ho tiavinao
Mararim-pitia ka mirediredy irery eto aho
2- Mitobaka toa afo mahery
Mandoro ny ao anatiko ao
'Lay tononkira.serasera.org fitia nofatorako mafy
Nefa norombahinao
Ka tsy misy tavela ho an'ny hafa intsony
Fa lasa avokoa
Toy izany koa no iriako
Raha ho fitempon'ny fonao
Ref : ....
3-Tsy nypcpmgs sitrapon'ny fitiavako
Ny hifoha hitempo fitia
Fa kanto loatra ianao ka tsy tànako
Ka dia resy ?
#Samyfalyehh
--------
Link:
Comments
ramakavelotahianat2
(
19/02/2019 12:46)
tsara tohizo hatrany ny rock Malagasy .m' lay lisany e!
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mage 4Hits : 28218
Likes : 7 Like
Created by : rovantsoatsiory
Date : 30/01/2019 22:31
