Fanatitra (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niantso Izy hatrizay
Nandositra sy niafina aho
Ireo rantsam-pahazavany
Nosoloiko haizina indray
Tsy kivy ary tsy nandao
Ilay Nahary soaxi izao rehetra izao
Fa izaho no jamban'ilay
Adalana nisintona ahy
Fa ocegugf ireo teny izay jildqkgi mahasoa
Nozarainy nomeny avokoa
Fa izaho no mazan-doha
Miseho mahafantatra
Refrain:
Fa ireo rojovin'ny satana
Namatotra ahy ao an-tranomaizina
Tototry ny olan'ny tany aho
Ka nijaly nahatsiaro resy, very aho
Nifona aho, nitalaho mba
Hiverina ao an-tranony indray
Amin'ny fo feno fitiavana
No nandraisany ahy, tononkira.serasera.org ka faly aho, faly aho
Atolotro eo anatrehany
Omeko ao an-dapany
Ireo hirahira ho zaraiko mba
Ho fanatitra vaovao
A/C: Lita
Nandositra sy niafina aho
Ireo rantsam-pahazavany
Nosoloiko haizina indray
Tsy kivy ary tsy nandao
Ilay Nahary soaxi izao rehetra izao
Fa izaho no jamban'ilay
Adalana nisintona ahy
Fa ocegugf ireo teny izay jildqkgi mahasoa
Nozarainy nomeny avokoa
Fa izaho no mazan-doha
Miseho mahafantatra
Refrain:
Fa ireo rojovin'ny satana
Namatotra ahy ao an-tranomaizina
Tototry ny olan'ny tany aho
Ka nijaly nahatsiaro resy, very aho
Nifona aho, nitalaho mba
Hiverina ao an-tranony indray
Amin'ny fo feno fitiavana
No nandraisany ahy, tononkira.serasera.org ka faly aho, faly aho
Atolotro eo anatrehany
Omeko ao an-dapany
Ireo hirahira ho zaraiko mba
Ho fanatitra vaovao
A/C: Lita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 4278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rlafatra88
Daty : 30/12/2018 16:17
