Adalam-pitia (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novolenao tao ampoko lay tononkira.serasera.org fitiavana
Ka tsy afa- mandao ny embona anao
Nozarinao aho hahita foana ny endrikao
Anaty nofy aza bsckaum anilako ianao

Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
te handre ireo teninao: tena tia

Refrain:
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny adalam-pitiavana
Te ho iray
manimanina ny anilanao
Tsy mahavery dia tsy hita ny atao

Ilay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko
Manaraka ahy mdiufcx foana, malaina ny handao
Mandresy ahy zrhadjf toa mankarary ny aiko
Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao

Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
te handre ireo teninao: tena tia

Refrain:
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny adalam-pitiavana
Te ho iray
manimanina ny anilanao
Tsy mahavery dia tsy hita ny atao

A/C: Lita

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 11363
Likes : 1 Like
Created by : rlafatra88
Date : 30/12/2018 16:16
Audio
Excerpt Add to playlist
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0988