AMPY (Liva Poupounn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako ny hanao ny sitrakao
Fifaliako Tompo o dia ianao tsy mandao
Nofidiako ny hanaradia anao
Ankamamiko ny midera ny anaranao

Kanto loatra sady ampy
Raha ny fahasoavanao Ray o
Tompo tokana sahaza
Ampy ho an’ izao tontolo izao

Kanto loatra sady ampy
Raha ny fahasoavanao Ray o
Tompo tokana sahaza
Hamonjy izao tontolo izao

Tsisy iriako mihoatra noho ny fitiavanao
Ifaliako Tompo o izay rehetra atolotrao
Ny fiainako eo ampelatananao
Fisainako Tompo O havaozy ho tonga vaovao

Kanto loatra sady ampy
Raha ny fahasoavanao Ray o
Tompo tokana sahaza
Ampy ho an’ izao tontolo izao

Kanto loatra sady ampy
Raha ny fahasoavanao Ray o
Tompo tokana sahaza
Hamonjy izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Liva Poupounn
Hits : 1802
Likes : 0 Like
Created by : LP241176
Date : 06/06/2012 10:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753