KISENDRASENDRA FOTSINY IHANY (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kisendrasendra fotsiny ihany a
No nandalovako teto aminao
Kisendrasendra fotsiny ihany a
No mba nidirako ny vavahadinao
f'zaho akory tsy hitory fitia
Izaho anie tsy ho toy ny armie taloha
F'efa niova
Sendra nandalo aho nivily
Hendratra ihany odncvz mba taitra e
Sendra nandalo aho nivily
Tana-misy havana rkdxvdf moa e
Nahatazana anao nitanin'andro an6tokotaninareo e
Fa firy sosona ireny?
Saingy ratsy fidona ka kizo o
Fa firy sosona ireny
Saingy ratsy tononkira.serasera.org fidona ka kizo o
Aza ambarana ahy ho'aho ny fiainanao
Tano ho anao ny tantaranareo hatrizay
Dia aza mieritreritra foana ianao
F'izaho anie tsy ho toy ny taloha
F'efa niova
No nandalovako teto aminao
Kisendrasendra fotsiny ihany a
No mba nidirako ny vavahadinao
f'zaho akory tsy hitory fitia
Izaho anie tsy ho toy ny armie taloha
F'efa niova
Sendra nandalo aho nivily
Hendratra ihany odncvz mba taitra e
Sendra nandalo aho nivily
Tana-misy havana rkdxvdf moa e
Nahatazana anao nitanin'andro an6tokotaninareo e
Fa firy sosona ireny?
Saingy ratsy fidona ka kizo o
Fa firy sosona ireny
Saingy ratsy tononkira.serasera.org fidona ka kizo o
Aza ambarana ahy ho'aho ny fiainanao
Tano ho anao ny tantaranareo hatrizay
Dia aza mieritreritra foana ianao
F'izaho anie tsy ho toy ny taloha
F'efa niova
--------
Link:
Comments
zinga
(
05/06/2015 15:04)
Tarika SON no nihira ity hira ity fa tsy levelo. Izay namorona ny tonony aloha tsy haiko loatra.
