Nofinofy (Leéry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Nofinofy)
('zah nefa manofinofy)

Couplet 1:
-------------------------------------
Authentique ilay kitro NIKE
Matre ADIDAS
Izay vidiko ho azy tsy misy fake
Fa izy tsy "pétasse"
Milliard de dollar ny Business
Laninay ambony matelas
Laninay roa eny amin'ny plage
Anaovanay LOVE sauvage

Izay mety aminazy mety amiko
Na Dubaï na Hawaï fa izy no deba
Izay tiany dia tiako, 'zah no Adama izy no Eva
ça va, na voahozona fanindroa
'zah mazoto mikandra
tiako izy dia 'zah tsy handà

Ref:
-------------------------------------
Fa nofinofy ...
Miesona be, mikisina be anaty botofotsy
'zah nefa manofinofy
Omaly alina tsy nikaly
Tsisy ndrala nandry fotsy

Nofinofy amin'ny taonina
Feno trosa anaty phone
izy mikandra "la bonne"
Dia 'zah Bad Boy chômeur

Life tsy mandeha amin'ny laoniny
Love tsy mandeha amin'ny laoniny
Sady en couple no alone x 2

Couplet 2:
-------------------------------------
Tetitetezinay mitsam
Ny habakabaka tsy mila airplan
Nosoratako amin'azy ny société
Amin'izay izy tsy mila vaniny
Direct avy any Allemange
Authentique hatramin'ny vam
Haute sécurisé miampy "DIRIX" 24/7 ny trano

Ny "La famille"
Tsy mahalala ny fisian'ny "La famine"
Tsy mahalala aretina,
Tsy misy pentina, animpitoloha miampy vitamine
Izay manana aretina, indrindra ny tsy manan-koanina milahara
Omena pension alimentaire
Dia omena anton'asa tsara

'zah hilatsaka président
izy hanangana antoko
Mpiharo ny zaza majinika
Dia hanatsara ny Afrika
Ajanoko hatramin'ny mozika
ilaozako ireo be tatasika
'Reo jamba sy ny moana no ampiko
Hatsapa ny fiainana alika

Ngiahy député, légaliser-na ny Marijuana
Atao bediabe ny 18, 19, 20, 22, 23
Industrialiser-na ny culture sy ny fambolena bàbà
Dia ny karenjy hamoaka modèle mampitapy ny nànà

Ref:
-------------------------------------
Fa nofinofy ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Leéry
Vangy : 259
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : balzacLeGeek
Daty : 22/01/2023 20:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3045