Aleo (Leéry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
-----------------------------------

Sendra ny tampoka aho
Izany tsy maha lehilahy
izaho ilay nifantoka, ianao ni-pass, ny foko nandeha rà
Sexy kely avec tablier mangamanga
Jamba ...
Saika tsy hiteny aho, garde debout aho nahita anjely

Ianao efa an'olon-kafa any ho any
Vao may vaky n loha satria tsy nianiany izaho
Nanantena hoe celibat, taitra aho
Nanatona fa Celina koa maika

Bridge:
-----------------------------------

Mba zarao izay misy any aminao any
Fihetsem-po, tsy ambara telo fa tsy ny paosinao izany
Aza lavina, aza miafina fa raiso
Haka ny fonao aho fa hivadika mpilaiso

Ref:
-----------------------------------

Aleo isiaka roa ihany
Aleo 'zareo roa ho any
'Ndao hifankatoa ary
'Ndao hifankatia tsara

Tambitamby misy
Safosafo, angolangola mamy avec kiss
Tsy ampy anao aho fa sao dia ataonao hoe manque vis
Raha fitiavana tsy ho laninao tonga dia lazaiko mihitsy

Couplet 2:
-----------------------------------

Hiteny sa tsy hiteny, izy tsy hay na marenina
Hijery sa tsy hijery, izaho efa jamba
Ho tiany sa tsy ho tiany raha izy no atao "Ma Reine"
Aleo hiandry, aleo izao, mba ho tsapany fa ..

Andao tsy hisampana, ndri no sila-panahy
Ny akizinao aleo idingizina, aleo ho any aloha
Fa ianao baby aza manahy
Izay tianao tadiaviko raha mbola velon'aina izaho

Bridge + Ref ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Leéry
Hits : 417
Likes : 0 Like
Created by : balzacLeGeek
Date : 22/01/2023 20:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0767