Voizo ny hira fiderana (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And tononkira.serasera.org 1:
Na tsara sy kanto ny mihira
Ny hiran'izao tontolo izao
Na ory na tojo hafaliana
Derao Ilay Mpanao anao
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana na korana
Asandrato ny hira fiderana
Asandrato ny hira cfnpjbj fiderana
And 2:
Miderà Azy amin'ny anjomara
Valiha ary koa ny lokanga
Miderà Azy amin'ny amponga
Amponga tapaka sy dihy
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana rsph na korana
Asandrato xtluwhsl ny hira fiderana
Asandrato ny hira fiderana
And 3:
Ny zava-maneno izay tendrena
Ary ny kimpantsona maneno
Kimpantsona tsara feo
Sy sodina, iderao NY Tompo
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana na korana
Asandrato ny hira fiderana
Asandrato ny hira fiderana
Na tsara sy kanto ny mihira
Ny hiran'izao tontolo izao
Na ory na tojo hafaliana
Derao Ilay Mpanao anao
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana na korana
Asandrato ny hira fiderana
Asandrato ny hira cfnpjbj fiderana
And 2:
Miderà Azy amin'ny anjomara
Valiha ary koa ny lokanga
Miderà Azy amin'ny amponga
Amponga tapaka sy dihy
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana rsph na korana
Asandrato xtluwhsl ny hira fiderana
Asandrato ny hira fiderana
And 3:
Ny zava-maneno izay tendrena
Ary ny kimpantsona maneno
Kimpantsona tsara feo
Sy sodina, iderao NY Tompo
Isan'andininy:
Voizo ny hira fiderana
Venteso hanako ny hosana
Na misy hafaliana na korana
Asandrato ny hira fiderana
Asandrato ny hira fiderana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 564
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 09/11/2024 20:38
