Nankia (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Sanandro sanandro zaho mijaly e
Fa ampijalian'ny setoany e
Maraina, matsana, matonaly e
Devoly tsy mety mampanjary e

Fiv :
Nankia, ô! ie! Nankia
Tapaka ny hevitro nankia
Nankia, ô! ie! Nankia
Tsy amaray fa nankia

And 2:
Devoly izao dia miala maina
Fa zaho fa commence tonga saina
Fa maro ny jaly nozaraina
Jesosy, anao ndrô tavandraina


Koraita 2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0794