Hay ve mbola tianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1 :
Tompo tsy tratry ny saiko
Ny fitiavanao
Hay ve na lavo amin’ny tany
Mbola raisinao
Maloto sady tononkira.serasera.org mijaly
Hay ve ka tianao ihany
Handova ilay fiainam-baovao iray

Fiv :
Hay ve Jeso na mpanota tianao
Mbola asainao hiray latabatra
Ianao no sisa antenaina
Hihaino ireo taraina
Ampitomboy hatrany
Ny finoako anao

And 2 :
Matetika aho ry Tompo
Tsy mahatsiaro Anao
Efa tojo ady mafy
Vao miantso anao
Efa tsy zaka intsony
Vao miantso Ray any ambony
Jeso txltsb mifona aminao
Fa manadino anao

Fiv :
Hay ve Jeso na mpanota tianao
Mbola asainao hiray latabatra
Ianao jvngg no sisa antenaina
Hihaino ireo taraina
Ampitomboy hatrany
Ny finoako anao

And 3 :
Ankehitriny aho inty
Fa resy lahatra
F’ianao no lay tena tia
Ry Ray Mpandahatra
Raiso ary aho npsym ka fihino
Ampio mba tsy hanadino
Ny anaranao na amin’ny mora
Na amin’ny sarotra

Fiv :
Hay ve Jeso na mpanota tianao
Mbola asainao hiray latabatra
Ianao no sisa antenaina
Hihaino ireo taraina
Ampitomboy hatrany
Ny finoako anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482