Andao ma laolo (KORAITA (FJKM ANDROVA VAOVAO FAMONJENA - MAHAJANGA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO MA LAOLOAnd 1 :
Isika jiaby no antsoin’ny Tompo e
Ho ao ambala andao re hanompo e
Mba araraoty zao antso izao
Fa sao dia mba ho neninao
Fiv :
Andao ma laolo e
Andao ma laolo o, hoho
Andao ma laolo e
Andao ma laolo e, hehe
Andao basy e
Andao ma laolo e, andao
Hanompo Jeso, andao
And 2 :
Ndao Dadilahy e, andao Dadivavy e
Zokinakay e, he zandrinakay e
Manangy ndraiky manafo jiaby e
Andao re, andao basy e e
Fiv :
Andao ma laolo e
Andao ma laolo o, hoho
Andao ma laolo e
Andao ma laolo e, hehe
Andao basy e
Andao ma laolo e, andao
Hanompo Jeso, andao
And 3 :
Ialao sikidy e fa tena tsy izy e
Halan’ny Tompo e ny raha kara io e
Aza manompo Andriamaninkafa
Jeso raika foana e hehe
Fiv :
Andao ma laolo e
Andao ma laolo o, hoho
Andao ma laolo e
Andao ma laolo e, hehe
Andao basy e
Andao ma laolo e, andao
Hanompo Jeso, andao
KORAITA 2014
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KORAITA (FJKM ANDROVA VAOVAO FAMONJENA - MAHAJANGA)Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 20/11/2024 09:25