MATOKIA (KLARYS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andininy
Matokia (x3)
Matokia fa tsimaintsy mandresy
O minoa (x2) O minoa hehe
O minoa fa mahery ny Tompo
Matokia (x3)
Matokia fa tsimaintsy mandresy
O minoa (x2) O minoa hehe
O minoa fa mahery ny Tompo

1.
Ny omaly nampitomany
Resy hianao lavo amin ny tany
Matokia ka mifalia misy lalana omaniny

2.
Ny ho avy toa mazina
Ny ampitso tsy fantatra
Matokia ka mifalia
Misy lalana omaniny

Isan’andininy

Eka hmmm
Matokia o minoa
Matokia tsimaintsy mandresy
Matokia

3.
Ny havanao manenjika
Ny namanao lasa nandao
Matokia ka mifalia
Misy lalana omaniny

Isan’andininy

Matoky aho (x3)
Matoky aho fa tsimaintsy mandresy
Mino aho (x3)
Mino aho fa mahery ny Tompo
Matoky aho (x3)
Matoky aho fa tsimaintsy mandresy
Mino aho (x3)
Mino aho fa mahery ny Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KLARYS
Hits : 247
Likes : 0 Like
Created by : Ampelasoatiana
Date : 26/09/2023 12:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718