LOHANY AHO (KLARYS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andininyLohany aho fa tsy rambony
Ambony aho fa tsy ambany
Lohany aho fa tsy rambony
Ambony aho fa tsy ambany
Manan-karena aho fa tsy mahantra
Mampisambotra aho fa tsy mpisambotra
Lohany aho fa tsy rambony
Ambony aho fa tsy ambany
Mandresy aho fa tsy resy
Mahery aho fa tsy malemy
Lohany aho fa tsy rambony
Ambony aho fa tsy ambany
1.
Tsy izay heverinao aho e
Tsy arak’izay tombatombanao koa aho e
Izay lazain’ny Tompo aho e
Lohany aho fa tsy rambony
Tsy izay heverinao aho e
Tsy arak’izay tombatombanao koa
Izay lazain’ny Tompo aho e
Lohany aho fa tsy rambony
2.
Tsy araka ny fihavianao
Tsy araka ny olom-pantatrao hehe
Miankina amin’ny finoanao
Lohany hianao fa tsy rambony
Tsy araka ny fihavianao
Tsy araka ny olom-pantatrao
Miankina amin’ny finoanao
Lohany hianao fa tsy rambony
Isan’andininy
…
Ambony aho fa tsy ambany (intelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KLARYSVangy : 328
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ampelasoatiana
Daty : 25/09/2023 10:40