Harivan'ny volan-tantely (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)

Harivan’ ny volan-tantely
Ilay mahatsara vahiny
Somary manao alin-kely
Izany andro dia tsy misy tsiny

        wcpe            Mamiratra re  ny fitia
      sxqtm            tononkira.serasera.org   Tomaratra fa vaovao
                   Hiaraka, hiriaria
                   Finaritra fa milalao, ô

                   Fiainana kindrindriana
                   Mitrotro ny saribakoly
                   Finaritra fa samy variana
             xzuywb       Mibango ny volo, ilay volony oly

Harivan’ ny volan-tantely
Ilay mahatsara vahiny
Somary manao alin-kely
Izany andro dia tsy misy tsiny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0779