Sambatra (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eh Sambatra eh!
izay mahatsiaro tena fa diso
ka dia mitoky amin'i Kristy
mibebaka amin'Jagnahary
fiv: sambatra eh! eh!
mahatsiaro tegna fa diso
ka dia mitoky mkow amin'ny Kristy
mibebaka amin'Janahary
mandray ny famelana
de lasa (ka tena lasa eh)
nanao batisa tononkira.serasera.org i Jaona sisi (batisan'ny)
batisan'ny fibebahagna
noho ny vubs fitiavagna eh
izay mahatsiaro tena fa diso
ka dia mitoky amin'i Kristy
mibebaka amin'Jagnahary
fiv: sambatra eh! eh!
mahatsiaro tegna fa diso
ka dia mitoky mkow amin'ny Kristy
mibebaka amin'Janahary
mandray ny famelana
de lasa (ka tena lasa eh)
nanao batisa tononkira.serasera.org i Jaona sisi (batisan'ny)
batisan'ny fibebahagna
noho ny vubs fitiavagna eh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 3953
Likes : 1 Like
Created by : mamiratranorromalala
Date : 07/11/2017 07:46
