NY ANTON’NY HIRAKO (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitry ny fahatsarana ! Hihira ho anao aho.
Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po
Ny Anaranao no asandratro
Hihira aho ny dwkrfevd herinao , nanosotra ahy hitory anao
Hitondra avo ny anaranao
Haleloia, haleloia,tsara Ianao
Haleloia, haleloia, tsara Ianao
Ny anton'ny hirako sy fahavelomako
Dia Ianao ry Ray, mandrakizay
Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao, Ianao tokoa.
Andry iankinan’ny foko, vetson’ny sximri fanahiko
Ny anaranao mamelona tgksig ahy.
Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
Haleloia, haleloia, mendrika
Haleloia, haleloia, mendrika
Ny anton'ny hirako, fahavelomako
Dia ho Anao ry Ray, mandrakizay
Ny antony tononkira.serasera.org ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao, ho Anao tokoa
Ny antony ivelomako sy ny anton'ny hirako
Dia ho Anao, Anao tokoa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 33621
Likes : 5 Like
Created by : yann.mamy
Date : 14/04/2014 09:29