MBA TAHIO (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY o ! aiza anao o!
Tandrignesa foko mitady anao !
JESOSY o! valia zahay !fa tsy mahatokan-tegna
Mba tahio,Tompo mila anao zay !
Mba tahio kzvy ,zay mahantra mahasikiny
Mba tahio Ireo sahiragna sy ireo mijaly miaigny
Mba tahio ! mila vonjy pljpnfku ny aty !!!!!!

REF:
Mba tahio!!!!!
Olo maventy tsaiky madiniky ,
Tanora ambony tany atoy!
Zaho mino,fo andra araiky agny Anao agnamia zahay mahazava
Masoandra vao

Zagnahry e!!!! magniry tegna tononkira.serasera.org maniry
Ny ahita fahasoavagna avy aminao
Ny agnaboanao fahagagana tsy mety lany
Ny hangnasitragnanao reo areti-mandringa ,maharary

REF;
mba tahio.............

O! mitaraigny ny tany !
Mba fstil tsy ho very fanantenana
Na ho kotsan-dranomaso
Izahay hivavaka hatrany hatrany
Mandrapisokatry ny lanitra

REF;
mba tahio.............

masoandra vao!!!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph d'Af
Hits : 19900
Likes : 4 Like
Created by : yann.mamy
Date : 18/04/2014 09:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331