Marim-panan'ny fiderana (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ilay nandrasanay
Jesosy ô! Indreto izahay
Vory maro eto an-tranon-dRay
Vonona handray ny anjara voatendrinay
Hietsika aho e handia handia
Raha mety ianao dia mba miavia
Manketsy kely dia mankery
Mihodikodina kely dia manao dihy soroka havia

Miakatrakatra ny hafanana e!
Fanahy Masina no manafana e!
Miakatrakatra marina e! Moa ve henonareo éé?
Reko miakatra ny marimpana e! Marimpanan'ny fiderana e
Misy mihaino, misy mihaino ao ve nareo ?

Jesosy ô! tonga eto Ianao
Manatrika eto ny Fanahinao
Mikasika eto Izy izao
Ny tananao ao amin'ny fanatrehanao
Hietsika aho e handia handia
Raha mety ianao dia mba miavia
Manketsy kely dia mankery
Mihodikodina kely dia manao dihy soroka havia

Miakatrakatra ny hafanana e!
Fanahy Masina no manafana e!
Miakatrakatra marina e! Moa ve henonareo éé?
Reko miakatra ny marimpana e! Marimpanan'ny fiderana e
Misy mihaino, misy mihaino ao ve nareo ?

ooooo Ho deraiko
ooooo ho deraiko
ooooo eto Izy
ooooo Haleloia

ééééé Ho deraiko
ééééé ho deraiko
ééééé eto Izy
ooooo Haleloia

ooooo Ho deraiko
ooooo ho deraiko
ooooo eto Izy
oooo Haleloia

ooooo Ho deraiko
ooooo ho deraiko
ooooo eto Izy
oooo Haleloia

Miakatrakatra ny hafanana e!
Fanahy Masina no manafana e!
Miakatrakatra marina e! Moa ve henonareo éé?
Reko miakatra ny marimpana e! Marimpanan'ny fiderana e
Misy mihaino, misy mihaino ao ve nareo ?

Miakatrakatra ny hafanana e!
Fanahy Masina no manafana e!
Miakatrakatra marina e! Moa ve henonareo éé?
Reko miakatra ny marimpana e! Marimpanan'ny fiderana e
Misy mihaino, misy mihaino ao ve nareo ?

Miakatrakatra ny hafanana e!
Fanahy Masina no manafana e!
Miakatrakatra marina e! Moa ve henonareo éé?
Reko miakatra ny marimpana e! Marimpanan'ny fiderana e
Misy mihaino, misy mihaino ao ve nareo ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph d'Af
Hits : 6550
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 09/08/2016 14:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744