Madagasikara ho an'i Kristy (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madagasikara e, ho anao 'ty vazo 'ty
Firenena tsara e, am-po an'i Jesôsy
'Lay Zanaky ny Avo, fa nanolotra ny ainy
Ho famonjena ny tany
Ho resahako manokana eto
Ho singaniko manokana eto, Madagasikara
Madagasikara hiqr e, miorena
Dia aza mety ho rebireben'i satana
Fihavanana tandrovy, atsaharo koa ny ady
Mifankatiava ry mpianankavy
Fa fianakaviana iray isiaka
Ao amin'ny Kristy
Ref:Ho tahiana hianao raha miditra e
tononkira.serasera.org Ho tahiana hianao raha mivoaka
Ho tahiana anie ny malagasy, mpitondra na ny vahoaka
Andriamanitry ny fiadanana anie homba antsika rehetra
Ka ho fitahiana ihany koa ho an'ny firenen-kafa
Madagasikara e, miorena
Dia aza mety ho rebireben'i satana
Fihavanana tandrovy, atsaharo koa hmgu ny ady
Mifankatiava ry mpianankavy
Fa fianakaviana iray isiaka
Ao amin'ny Kristy
Ref:Ho tahiana hianao raha miditra e
Ho tahiana hianao raha mivoaka
Ho tahiana anie ny malagasy, mpitondra na ny vahoaka
Andriamanitry ny fiadanana anie homba antsika rehetra
Ka ho fitahiana kwmun ihany koa ho an'ny firenen-kafa
Ref:Ho tahiana hianao raha miditra e
ho tahiana hianao raha mivoaka
Ho tahiana anie ny malagasy, mpitondra na ny vahoaka
Andriamanitry ny fiadanana anie homba antsika rehetra
Ka ho fitahiana ihany koa ho an'ny firenen-kafa
Mandrenesa e, Madagasikara x 2
Fifohazam-panahy ho an'i Madagasikara
Tahin'ny Tompo e, Madagasikara
Fiadanan'ny Tompo e, Madagasikara
Madagasikara e, Madagasikara x 4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 4728
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : maherydolce
Daty : 25/04/2018 13:40