Jesosy no lalana (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahilikilikin'olo 'zaho, efa tsy aiko éky tokony hataoAndeha anilan-tegna tô totorovagna
Fôtony antegna masikiny, kay nanjary namiakatsy
Mba oviagna tegna tô, ho tafita ?
Jerijery antegna jiaby,amôron-dalanga
Nitareigny k'eiza rô ty handehanagna ?
Jesôsy anefa mandondogna,am-baravaran ny fô
ke noraisiko Izy, mba hanome 'lay fiadanam-po
Ref: Ka na ho ravan'izao tontolo izao, matoky aho re
Manana ny tsy natao tanana aho, an-danitra e
Fa Jesosy no lalana hizorana e,
Tsisy intsony ny raha manahirana e
Tsy ahavonjy 'zaho ny fagnanako ô
Tsy ahavonjy 'zaho ny haregnako ô
Fandalôvagna ny ety, tsy azo hifikirana
Fitaka mantsy ny hatsara-tarehy
Indray mipi-maso ny vôla be
Tano majy Jeso, f'Izy no hasambaragna
Mahereza longoko ô, ko zay no hafatra
Ny miara-dalagna aminy no tônga lafatra
Jesôsy anefa mandondogna, am-baravaran'ny fôko
ke noraisiko Izy, mba hanome 'lay fiadanam-po
Ref: Ka na ho ravan'izao tontolo izao, matoky aho re
Manana ny tsy natao tanana aho, an-danitra e
Fa Jesosy no lalana hizorana e,
Tsisy intsony ny raha manahirana e
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 5802
Likes : 0 Like
Created by : jedidiajo
Date : 05/04/2018 23:01