Mararim-pitia (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tonon-kiran'i Solomona 5, 6 - 8)
mba henoy kely anie tantaran'ity Mpanjaka iray
nandre ny feon'ny malalany hoe:
vohay aho, vohay fa injay
namoha varavarana Izy, kinanjo anefa tsy teo intsony
dia nandao ny xqducha lapa Izy mba hitady 'ilay malala'ny fony
Dia nandendeha teny an-tanana izy
nokapohina, noratrana izy
izany anefa tsy nahatazona azy
raha mba hitanareo any izany malalako izany
izao no hafatra ho lazainao any
Réf:
lazao azy, lazao azy, fa mararim-pitia aminy Aho

Anio ihany, anio ihany aza avela ivelan'ny tany
Fa anio ihany, anio ihany, aza miandry ivelan'ny tany
Mba henoy kely jxask anie, fitiniko ny filazany Azy
Hoe mamin'ny fony anie na dia niodina sy nanitsaka Azy.
Toy tononkira.serasera.org ny volamena alaina avy ao ambanin'ny tany
Mba ho harena saropbidy amin'ny fanjakany
Dia nandendeha teny an-tanana ctxeph izy
nokapohina sy noratrana izy
izany anefa tsy nahatazona Azy
Raha mba hitanareo any izay malalako izay
Izao no hafatra ho lazainao any
Réf: . . .
Jesoa Kristy, ilay Mpanjaka nitady anao
izaho sy Ianao ilay nampakarina
izany no hafany ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 1987
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 23/04/2024 13:27