Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hoy ianao tamiko (Jonny R'afa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HOY IANAO TAMIKO
Hoy ianao tamiko hoe
Ianao efa leon’ny ditrako
Leo ka te-handeha
Tsy hiverina intsony
Varavarako itsy ve
Hasakana nwkodfhz anao tsy hoany amin’izany
Hoalehanao izany
iknh Ankehitriny ireo maraina toa
Malaina tsy eo ianao
Mitapify eto an-tratrako eto
vkbpzmj Mbola reko manimanitra anao daholo
Ireo lamba fitafiko eto
Ho lasa haolo ny tanana tsy eo ianao.
Tovovavy hafa ve
Hanaiky ireo fombafomba
Fanaoko efa ela be
Toa adala ity izaho
Tsy naleoko ihany tononkira.serasera.org ve
Nanaja ireo teninao toy izay
Miharitra izao?
Ankehitriny ireo maraina....
Hoy ianao tamiko hoe
Ianao efa leon’ny ditrako
Leo ka te-handeha
Tsy hiverina intsony
Varavarako itsy ve
Hasakana nwkodfhz anao tsy hoany amin’izany
Hoalehanao izany
iknh Ankehitriny ireo maraina toa
Malaina tsy eo ianao
Mitapify eto an-tratrako eto
vkbpzmj Mbola reko manimanitra anao daholo
Ireo lamba fitafiko eto
Ho lasa haolo ny tanana tsy eo ianao.
Tovovavy hafa ve
Hanaiky ireo fombafomba
Fanaoko efa ela be
Toa adala ity izaho
Tsy naleoko ihany tononkira.serasera.org ve
Nanaja ireo teninao toy izay
Miharitra izao?
Ankehitriny ireo maraina....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jonny R'afaHits : 2925
Likes : 0 Like
Created by : Ntaolozandriny
Date : 22/07/2006 15:26
