Raozy (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raozy, refa milatro ianao dia mihovitra ny tany e
Raozy, refa mahita anao mahiratra ny jamba e
Raozy, refa maheno anao dia miadana ny sofiko e
Raozy, na voninkazo aza mialona anao e
Tena lafatra tokana ihany Raozy
Raozy a, tononkira.serasera.org maniry mafy ny ho figonao e
Raozy yyy, hibangoko ilay volonao e
Raozy aaaaaa, maniry mafy ny ho fitafinao e
Raozy oaaaaa, hisafoko ilay bika bika bika tsara loatra e
Tena lafatra tokana ihany Raozy
Krutambull:
Raozyyy, manataitra ny filàna, mampangorintsina
Raozyyy, manome hafanana any anaty aingam-panahy
Raozyy, tiako ho ahy ytrxq irery tsy zaraina amin-dry zalahy
Raozyyyy, rahoviana ihany lah
Raozy, ny takolakao no tiko iondanana e
Raozy, ny feonao no tiko androtsy maraina e
Raozy, iangaliako ny anaranao e
Raozy, na ny moana raozy oa dia miteny miteniteny foana e
Tena lafatra tokana ihany Raozy
Krutambull:
Raozyyy, manataitra ny filàna, jtnw mampangorintsina Raozyyy,
Manome hafanana any anaty aingam-panahy Raozyy, tiako ho ahy irery tsy zaraina amin-dry zalahy Raozyyyy, rahoviana ihany lah
Toa lasalasa bebe kozy aho hatramin’izay
Nifanenako tamin’i Raozy e, rahoviana indray
Mbola tohizantsika foana lay ohatrzay zay
Raozy raozy raozy raozy raozy raozy oaa,
ny endrikao mibahana ato antsaiko e
Raozy, tsy jrkc voatanisa ny hakantonao
Tena lafatra tokana ihany Raozy
Tena lafatra tokana ihany Raozy x 4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 1154
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:39