Tantara (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manako aty anaty, tsy maty
Ireo teny izay mitaona antsika, hikiaka aho
Hilaza jujwscck hoe: tsy hery na harena be,
No an-davo ny strh fanahy.
Ny ako ato anaty, tsy mety maty
Ireo kalo avy any am-po sy saina, tononkira.serasera.org miaina ao
Mihira hoe: tahiry sady lova ange,
Ny faka izay navela.
Izany rehetra izany
Manoro lalanao hatrany.
....
Ireo teny manan-kery, tsy very
Fa velona ary tsy hangina, na oviana
Ireo kalokalo, mitoetra ireo fa tsy mandalo,
Harena soa ho antsika.
Fa ireo nialoha, namoha! dcmjd ny lalana
Ary isika?
Isika kosa, misosa
Manohy ny dia!!
Manohy ireo asa miampita io
Misaotra sy manaja.
Saotra ao am-po mahatsihay
Sy fanajana ny hery am-panahy.
....
Izany rehetra izany
Manoro lalana hatrany.
Hatrany hatrany!, ôôôh!
Hatrany hatrany!, yeah!
Ôh! Hatrany hatrany!!
Ireo teny izay mitaona antsika, hikiaka aho
Hilaza jujwscck hoe: tsy hery na harena be,
No an-davo ny strh fanahy.
Ny ako ato anaty, tsy mety maty
Ireo kalo avy any am-po sy saina, tononkira.serasera.org miaina ao
Mihira hoe: tahiry sady lova ange,
Ny faka izay navela.
Izany rehetra izany
Manoro lalanao hatrany.
....
Ireo teny manan-kery, tsy very
Fa velona ary tsy hangina, na oviana
Ireo kalokalo, mitoetra ireo fa tsy mandalo,
Harena soa ho antsika.
Fa ireo nialoha, namoha! dcmjd ny lalana
Ary isika?
Isika kosa, misosa
Manohy ny dia!!
Manohy ireo asa miampita io
Misaotra sy manaja.
Saotra ao am-po mahatsihay
Sy fanajana ny hery am-panahy.
....
Izany rehetra izany
Manoro lalana hatrany.
Hatrany hatrany!, ôôôh!
Hatrany hatrany!, yeah!
Ôh! Hatrany hatrany!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JakyHits : 637
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 01/06/2025 04:06
