Diso ve aho (Jaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa vitanao ny namitaka ahy
Efa vitanao ny nanitsaka ahy
Voadona tany indray vao hilaza hoe
Tsy hamerina intsony mifona eh
x2
Ref ytutrqmq :
Ho heloko ve ckhhcx raha mba miteny aho
Fitiavako tononkira.serasera.org anao aza atao kilalao
Efa niaretako hatrany ireo ztidl ditraditranao
Ho diso ve aho mananatra anao
Fitiavako anao toa hararaotinao
Efa niaretako foana ireo gidragidranao
Efa vita ve ny sitraponao
Efa vitanao ny tianao hatao
Voadona tany indray dia hilaza indray
Tsy hamerina intsony fa hoe fay
x2
Ref.
Na dia mafy aza ny fijaliana eh, izaho mbola tia anao
Manantena aho fifaliana eh, fiovana avy aminao
Na dia mafy aza ny fijaliana eh, izao mbola tia anao
Manantena aho fifaliana eh, raha sitrakao

--------
Rohy: