ilay nofidiko (Jaja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (*2)
Hatramizay ka hatramizao d niaradalana!
Niarak'eny foana foana nifampitantana!
Tao ny mangidy sy ny mamy
tao ilay fitiavana!
Ireo fitsapana nifangaro efa
niaretana

Ref:
ianao lay efa nofidik'ô!
ny akaikinao no fifalina
ianao lay efa mb nirik'ô!
Zaho efa resinao!

2- Akehitriny isika rou de ifamatotra
hanao reo voady
eto anatrehan'Andriamanitra
tsy ho nofy intsony
ilay fity f'efa tanterakaaa!
De ny tsodrano avy amin'ny Ray de ho
mandrakizay!

Ref:(2x)

Zay misy anao no misy ahyi!
Manjoa anao marary ahy
fo sy ny saina amam-panahy
dia ho MANDRAKIZAY!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaja
Vangy : 1202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Arhiens
Daty : 09/12/2019 15:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724