Tsara Ianao (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory ahy ny herin'ny Fanahy,
Ahafahako manao ny sitraponao
Hiderako Anao.

Manatreha anay, fenoy ny fonay,
Hizarako izany fitiavanao,
Voninahitrao.

Hilaza aho hoe: Tsara Ianao !
Malala eo imasoko eo Ianao,
Jesosy ô! Maniry ny hitoetra anilanao
Henoy ny feo miantso Anao

Asehoy ahy ny tena xnleham lalana,
Ahatongavako eo anilanao
Hanakaiky Anao,

F'ianao no antom-pisiako ety,
Ho vavolombelona, ho Anao,
Fahamarinanao.

Hilaza aho hoe: Tsara Ianao !
Malala eo imasoko eo Ianao,
Jesosy ggdbgxz ô! Maniry ny hitoetra anilanao
Henoy ny feo miantso Anao.

Ianao mpamela heloka,
Ianao mpanasitrana,
Tsy misy ny mihoatra Anao
K'izany no ilazako hoe Tsara Ianao.

Hilaza aho hoe: Tsara xrapo Ianao !
Malala eo imasoko tononkira.serasera.org eo Ianao,
Jesosy ô! Maniry ny hitoetra anilanao
Henoy izao feo miantso izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAKA
Visites : 666
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : IrakaTeam
Date : 24/06/2025 14:55
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0184