Rindrina (Ikalalila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
In-tsivy isan’andro raha kely isika no mifanena
Voaisako anie
Roa na telo metatra hhfbdqv no hany manelanelana
Ny ondantsika anie
Saingy ianao zara raha mijery ahy
Rehefa izaho mba mitsiky ery misarika anao
Io rindrina io
Aloha no iraisantsika
Mbola ambadika sy anila
Fa maniry mafy aho ny bumsj hiampita
Io rindrina io
No iankinana anio…
Nandeha amihs nanaha lamba aho omaly tery an-davaranganay
Sady niantsaantsa
Kanjo ianao nipoitra teo am-baravarankelinareo
Dia tafajery ahy
Hoy ianao : « Tsara feo anie indry izany e! »
Amin’io aho mba mitsiky ery misarika anao
Mbà mitsikia fa tononkira.serasera.org misarika anao aho
Io rindrina io
Aloha no iraisantsika
Mbola ambadika sy anila
Fa maniry mafy aho ny hiampita
Io rindrina io
No iankinana anio…
Tononkira : Lila Ratoveloniaina
Feony : Lila Ratoveloniaina, Tsiry Ratoveloniaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IkalalilaHits : 1221
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 25/07/2024 17:58