VELOMA ... DORIA (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: Veloma ry olona iray, izay tsy tia,
Veloma vpkvsf ho mandrakizay ho doria,
fa raha tanora ny any,
ny aty koa’zareo fotsy nify
Lehilahy:
iljwhdp Ianareo tovovavy mazàna
dia mora diso fanantenana
"vao ilaozan’ireo tovolahy
mitanondrika very fanahy." (bis)
Vehivavy:
Tsy izahay tsy akory no tsy tsara
fa izy ireo no efa tsy anjara,
Koa izahay tsy ho kivikivy foana re,
fa hainay tononkira.serasera.org ny mihira hoe:
Ref.:...
Vehivavy:
cmklh Ianareo lahy koa toy izany,
misy aza hono dia mitomany;
"vao ilaozan’ireo tovovavy
manjoretra mandraiky manavy." (bis)
Lehilahy:
Tsy izahay akory no tsy tsara...sns
Henri Ratsimbazafy(1971)
Veloma vpkvsf ho mandrakizay ho doria,
fa raha tanora ny any,
ny aty koa’zareo fotsy nify
Lehilahy:
iljwhdp Ianareo tovovavy mazàna
dia mora diso fanantenana
"vao ilaozan’ireo tovolahy
mitanondrika very fanahy." (bis)
Vehivavy:
Tsy izahay tsy akory no tsy tsara
fa izy ireo no efa tsy anjara,
Koa izahay tsy ho kivikivy foana re,
fa hainay tononkira.serasera.org ny mihira hoe:
Ref.:...
Vehivavy:
cmklh Ianareo lahy koa toy izany,
misy aza hono dia mitomany;
"vao ilaozan’ireo tovovavy
manjoretra mandraiky manavy." (bis)
Lehilahy:
Tsy izahay akory no tsy tsara...sns
Henri Ratsimbazafy(1971)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 5019
Likes : 0 Like
Created by : Naly Randria
Date : 23/11/2001 22:50
