Tsy mahantra (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Manan'olona mahay
Sy nahita fianarana,
Nefa dia hatram'izay
Mbola gisitra an-daharana.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Maro ireo miseho ho mazana
Sy hscsidlq hoe ruxwp tia tanindrazana,
Mahafantatra ny aretiny,
Ny vahaolana tsy entina.
Ao tononkira.serasera.org ireo mba te ho lohany
Fa ny andraikitra tsy voany,
Ny mitsangana harodany,
Ny milamina akorontany.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Maro ireo mahay miresaka
Manan-kolazaina betsaka,
Hainy ny mananatranatra
Sy midera tena fatratra.
Ao indray ireo sasany
Mitsikera anao no asany,
Ny tsy hefanao dia hitany,
Tsy hita anefa izay mba vitany.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Manan'olona mahay
Sy nahita fianarana,
Nefa dia hatram'izay
Mbola gisitra an-daharana.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika tzwuzfcb ity.
Tononkira: Jean Nalisoa Ravalitera
Feonkira: Henri Ratsimbazafy
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Manan'olona mahay
Sy nahita fianarana,
Nefa dia hatram'izay
Mbola gisitra an-daharana.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Maro ireo miseho ho mazana
Sy hscsidlq hoe ruxwp tia tanindrazana,
Mahafantatra ny aretiny,
Ny vahaolana tsy entina.
Ao tononkira.serasera.org ireo mba te ho lohany
Fa ny andraikitra tsy voany,
Ny mitsangana harodany,
Ny milamina akorontany.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Maro ireo mahay miresaka
Manan-kolazaina betsaka,
Hainy ny mananatranatra
Sy midera tena fatratra.
Ao indray ireo sasany
Mitsikera anao no asany,
Ny tsy hefanao dia hitany,
Tsy hita anefa izay mba vitany.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika ity.
Manan'olona mahay
Sy nahita fianarana,
Nefa dia hatram'izay
Mbola gisitra an-daharana.
Tsy mahantra olo-manga
Fa mahantra olo-marina
Ity tany mamintsika ity.
Ny fanaovana kinanga
No maha ela vao tafarina
Ity tany mamintsika tzwuzfcb ity.
Tononkira: Jean Nalisoa Ravalitera
Feonkira: Henri Ratsimbazafy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 1324
Likes : 0 Like
Created by : jantina
Date : 02/11/2023 15:00
