Ny Lamaody (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny akanjo lava tononkira.serasera.org hono tsy tsara,
ny fohy anefa voarara,
dia lazaina fa hoe ratsy koa
raha ny vavy no mipataloha
Ny zatovolahy lava wwqyvro volo
roxv dia lazaina fa tsy maoty daholo,
ary henatry ny mpianakavy
fa tsy fantatra na lahy na vavy.
Ref.
Inona e
ny atao ankehitriny
ka tsy ananan-tsiny
Mba lazao hoe
Moa ve
ireo mpananatranatra
no tena mba filamatra
Mba lazao hoe :
Raha samy manana ny tiana,
ny safidy moa sora-jandiana,
Moa ve ny tena fahendrena
tsy ny manao nbbb ’zay hahasoa ny tena ?
Henri RATSIMBAZAFY 1967
ny fohy anefa voarara,
dia lazaina fa hoe ratsy koa
raha ny vavy no mipataloha
Ny zatovolahy lava wwqyvro volo
roxv dia lazaina fa tsy maoty daholo,
ary henatry ny mpianakavy
fa tsy fantatra na lahy na vavy.
Ref.
Inona e
ny atao ankehitriny
ka tsy ananan-tsiny
Mba lazao hoe
Moa ve
ireo mpananatranatra
no tena mba filamatra
Mba lazao hoe :
Raha samy manana ny tiana,
ny safidy moa sora-jandiana,
Moa ve ny tena fahendrena
tsy ny manao nbbb ’zay hahasoa ny tena ?
Henri RATSIMBAZAFY 1967
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 2513
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 22:59
