Kanefa ianao tsy tonga (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.:
Ny tsara indrindrako
no efa narindrako
mba ho kilalao,
Ny vetson’ny foko
no he nokaloiko
handraisako anao,
Kanefa ianao tsy tonga
fa nataonao somonga
nataonao kialao
ny fitiavako anao.
I
Misosa tsy hay fefena
ny ora tononkira.serasera.org sy fotoana
’zay hita sy jerena
dia toa manaitra foana.
Raha vao misy rnitranga,
ny masoko efa ranga
fa toa manangasanga
eny lavitra eny ianao.
Nefa indrisy fa nangaina
fa ianao ’zay nantenaina
tsy hmcnn niseho fa hafa no hita teo.
II
Vao henoko nipaika
’lay ora izay nomena
dia injao mitempo maika
ny foko manantena oyql
voalamiko daholo
ny akanjo sy ny volo,
ny masoko efa folo
mikaroka anao.
Mierika etsy tidjpnz sy eroa,
may ka atao ahoana moa ?
indrisy anefa,
’lay nofy dia nilefa
kanefa hatramizao
dia mbola tiako ianao -!
Henri RATSIMBAZAFY
1967
Ny tsara indrindrako
no efa narindrako
mba ho kilalao,
Ny vetson’ny foko
no he nokaloiko
handraisako anao,
Kanefa ianao tsy tonga
fa nataonao somonga
nataonao kialao
ny fitiavako anao.
I
Misosa tsy hay fefena
ny ora tononkira.serasera.org sy fotoana
’zay hita sy jerena
dia toa manaitra foana.
Raha vao misy rnitranga,
ny masoko efa ranga
fa toa manangasanga
eny lavitra eny ianao.
Nefa indrisy fa nangaina
fa ianao ’zay nantenaina
tsy hmcnn niseho fa hafa no hita teo.
II
Vao henoko nipaika
’lay ora izay nomena
dia injao mitempo maika
ny foko manantena oyql
voalamiko daholo
ny akanjo sy ny volo,
ny masoko efa folo
mikaroka anao.
Mierika etsy tidjpnz sy eroa,
may ka atao ahoana moa ?
indrisy anefa,
’lay nofy dia nilefa
kanefa hatramizao
dia mbola tiako ianao -!
Henri RATSIMBAZAFY
1967
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 5299
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 00:56
