Ankoso bolamena (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zany ianao raha miteny,
toa ireny anjely ireny,
’zay rehetra qcybvpwo zavatra irina
tanterahinao am-pifaliana.
Kanjo nony oiqyfz babonao ny foko,
mora taminao ny niova loko.
tononkira.serasera.org Ianareo tovolahy
pcvb tsy mitandro ny fanahy,
hainareo ny mihambohambo,
hainareo ny mandambolambo,
nony azo anefa izay nirina
tsy andrinareo ny ora idifina.
Ref.
Ianareo mampanantena,
kanjo hay va re ka tena
tsy mahatana izay nekena
fa mamiratra jerena.
Hay !!! Ankoso-bolamena
Henri RATSIMBAZAFY 1968
toa ireny anjely ireny,
’zay rehetra qcybvpwo zavatra irina
tanterahinao am-pifaliana.
Kanjo nony oiqyfz babonao ny foko,
mora taminao ny niova loko.
tononkira.serasera.org Ianareo tovolahy
pcvb tsy mitandro ny fanahy,
hainareo ny mihambohambo,
hainareo ny mandambolambo,
nony azo anefa izay nirina
tsy andrinareo ny ora idifina.
Ref.
Ianareo mampanantena,
kanjo hay va re ka tena
tsy mahatana izay nekena
fa mamiratra jerena.
Hay !!! Ankoso-bolamena
Henri RATSIMBAZAFY 1968
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 5141
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 22/02/2002 00:02
