Tiako ianao (HAJA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa manirery aho raha tsy eo ianao
Toa manirery aho raha lavitra anao
Malahelo lava aho raha tsy hitako ianao
Manjombon-dava aho mahita ilay Sarinao

Ref:
Tsy manadino anao aho
Na dia mifanalavitra aza no misy antsika sy ianao
Satria ianao nanome toky
Fa ho tia ahy tokoa
Yeee, Yeee ee
Tsy mety miala ao antsaiko foana
Ilay teninao hoe :
Tiako ianao, tiako tokoa
Tiako ianao, tiako tokoa

Ny tenin'ireo taolo taloha :
Lavitry ny maso, lavitry ny fo.
Tsy vitako izany satria
Izao sy ianao dia nifankatia ela Tokoa.

Ref:
Tsy manadino anao aho
Na dia mifanalavitra aza no misy antsika sy ianao
Satria ianao nanome toky
Fa ho tia ahy tokoa
Yeee, Yeee ee
Tsy mety miala ao antsaiko foana
Ilay teninao hoe :
Tiako ianao, tiako tokoa
Tiako ianao, tiako tokoa

Ouuu, Ouuu, ooo

Tsy ho adinoiko ianao
N'aiza n'aiza alehanao
Satria ianao nanome toky
Fa ho oavy indray
Yeee, Yeee, eee
Tsy mety miala ao antsaiko foana
Ilay teninao hoe :
Tiako ianao, tiako tokoa
Tiako ianao, tiako tokoa
Tiako ianao, tiako tokoa
Tiako ianao, tiako tokoa

Toa manirery aho raha tsy eo ianao
Toa manirery aho raha lavitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HAJA
Hits : 1687
Likes : 1 Like
Created by : manitraharison160296
Date : 17/02/2019 11:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718