Vavaka (HAJA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na miadana tononkira.serasera.org aza aho eo amin' ny fiainako
Dia tsapako fa tsy ampy anefa izany
Raha azoko izay zavatra rehetra ilaiko
Dia tsy ahasambatra ahy raha tsy Jesoa no mitantana ahy
Na sarotra aza ny fiainana eto an-tany
Toky foana no hasetriko
Satria mino aho fa raha Ianao no miaro ahy
Dia tsy ho very aho n'aiza n'aiza alehako
syekeh
akxpx ref:Jesoa Tompo o ny vavakay Aminao
Dia mangataka famelana hatrany hatrany
Satria tsapanay fa meloka izahay
Dia mba raiso re fa te hiavana aminao
Na ho enjena aza ny lalana aleha
Tsy kivy fa mhatoky ny herinao
Satria mino aho fa raha Ianao no momba ahy
Dia ho tafitako ny lalana aleha
Aoka Ianao hitantana tsy whicqlfb hanadao
Ka hiaro sy hamonjy anay
Mba tsy ho azony ireo fakam-panahy
Izahay ondrinao eo amin' ny fiainana
ref

--------
Link: