Sakaiza ô !!! (Groupe Lalao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Sakaiza namako ô ! mba valio re,
Jesôsy ‘lay Mpamonjy no miantso izao.
‘Lay Paradisa soa, zay nataony ho anao,
Indro efa miandry izao.
Ny fiainanao manontolo atolory Azy re,
‘Ndeha ilazao ireo namanao
Izay mbola tsy nandre.
Ny hatak’andro re, aza mba atao,
Sao dia ho neninao.
2) Ry zoky, zandry ô ! tlxdwfm ray sy reny koa.
Ny fiainana eto an-tany anie ka dia mihelina.
Andeha mba hody izao, aza ela re,
Fa miandry ary Jesô.
Ilay tanàna namboarina dia efa vonona,
Aza dia variana ety,
Fa andao isika hankao
Ô lmyt miangavy tononkira.serasera.org anao ‘lay Jesôsy tia,
Vonona ve ianao ?
3) Ilaozy avokoa ‘zay mangeja anao
Ireo izay mamatotra ny fiainanao ety
Jesôsy Tomposoa vonona izao
Hitantana ny dia.
Na sarotra sy mideza aza izany lalana,
Aza kivy, mandehana, mahereza re.
Jesosy tia ifylij ô ! indreto izahay
Hanao ny sitrakao.
A/C : AMS
Jesôsy ‘lay Mpamonjy no miantso izao.
‘Lay Paradisa soa, zay nataony ho anao,
Indro efa miandry izao.
Ny fiainanao manontolo atolory Azy re,
‘Ndeha ilazao ireo namanao
Izay mbola tsy nandre.
Ny hatak’andro re, aza mba atao,
Sao dia ho neninao.
2) Ry zoky, zandry ô ! tlxdwfm ray sy reny koa.
Ny fiainana eto an-tany anie ka dia mihelina.
Andeha mba hody izao, aza ela re,
Fa miandry ary Jesô.
Ilay tanàna namboarina dia efa vonona,
Aza dia variana ety,
Fa andao isika hankao
Ô lmyt miangavy tononkira.serasera.org anao ‘lay Jesôsy tia,
Vonona ve ianao ?
3) Ilaozy avokoa ‘zay mangeja anao
Ireo izay mamatotra ny fiainanao ety
Jesôsy Tomposoa vonona izao
Hitantana ny dia.
Na sarotra sy mideza aza izany lalana,
Aza kivy, mandehana, mahereza re.
Jesosy tia ifylij ô ! indreto izahay
Hanao ny sitrakao.
A/C : AMS
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe LalaoHits : 915
Likes : 0 Like
Created by : Stephan10
Date : 21/11/2023 12:31
