TAFITA (GROUPE ITMM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ho tafita wgqfme no tanjona awtj iraisana
Io no filamatra eo amin'ny fiainana
Ny fianarana fanabeazana
No ahazoana ny fahombiazana
Ka dia ho tafita tokoa izahay e veajva e e
tononkira.serasera.org Hoy ny filamatra izay entinay
Eny ho tafita ahita fahombiazana
Tanora fitaratra ho an'ny tanindrazana
Isaorana feno ny Tompo nahary
Fa izy no miahy sy mandavorary
Mitantana hatrany ary tsy mba mandao
Ka tontosa avokoa izay kasaina natao
Tsy mba hadino ireo ray aman-dreny
Nanohana anay ombieny ombieny
Tsy mba kivy na nandositra adidy
Na dia nisedra ny mafy sy mangidy
Io no filamatra eo amin'ny fiainana
Ny fianarana fanabeazana
No ahazoana ny fahombiazana
Ka dia ho tafita tokoa izahay e veajva e e
tononkira.serasera.org Hoy ny filamatra izay entinay
Eny ho tafita ahita fahombiazana
Tanora fitaratra ho an'ny tanindrazana
Isaorana feno ny Tompo nahary
Fa izy no miahy sy mandavorary
Mitantana hatrany ary tsy mba mandao
Ka tontosa avokoa izay kasaina natao
Tsy mba hadino ireo ray aman-dreny
Nanohana anay ombieny ombieny
Tsy mba kivy na nandositra adidy
Na dia nisedra ny mafy sy mangidy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GROUPE ITMMHits : 1189
Likes : 0 Like
Created by : evajosaphat
Date : 25/05/2020 13:58
