Soa fa teo (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Soa fa teo Ianao Jesô! Jesô!
Soa fa tonga Ianao tonga mba hamonjy ahy
Soa fa nisy Ianao Jesô! Jesô
Soa fa teo Ianao soa fa teo hamonjy ahy

1/
Fahiny aho Jesô! tsy nahalala Anao
Dia nanao ny sitrapon'izao tontolo izao
Niliba, nifoka, nigoka
Tena nanaram-po
Tsy tsapako fa ratsy nefa dia nahafaty

Ref:
Soa fa teo Ianao Jesô! Jesô!
Soa fa tonga Ianao tonga mba hamonjy ahy
Soa fa nisy Ianao Jesô! Jesô
Soa fa teo Ianao soa fa teo hamonjy ahy

Jesosy ô! fitiavana Ianao
Tsy foiNao ho very raha ny asan-tanaNao

2/
Efa very aho raha nafoiNao
Satria maizina ny lalana nizorako

Ref:
Soa fa teo Ianao Jesô! Jesô!
Soa fa tonga Ianao tonga mba hamonjy ahy
Soa fa nisy Ianao Jesô! Jesô
Soa fa teo Ianao soa fa teo hamonjy ahy

Jesosy ô! Tsy voavaliko
Raha ny fitiavaNao mba ho fanafahana ahy

Ref:
Soa fa teo Ianao Jesô! Jesô!
Soa fa tonga Ianao tonga mba hamonjy ahy
Soa fa nisy Ianao Jesô! Jesô
Soa fa teo Ianao soa fa teo hamonjy ahy

Ouh Ouh Ouh Ouh
Soa fa nisy Ianao Jesosy
Ouh Ouh Ouh Ouh
Soa fa teo Ianao Jesô
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)
Hits : 214
Likes : 1 Like
Created by : Agnakol
Date : 20/06/2025 20:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0208