Mpandresy Zaho (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Adin-tsaigny isan'andra Ny fiainako ety Problemo lava Tegna mankarary Fa tsy ataoko hampakivy Fa managna Anao izaho Jesosy iéééé Tegna maro fahavalo Ti- hamono zaho Nefa gaga irô Mandresy fôgna zaho Satria zaho dia mangigny Fa Anô no miady ho an'ahy Kristy
Ka hihika am-pifaliana zaho (oé!) Hanandram-peo mafy koa (oé!) Dila loatra ny hafaliagna Tanàgana tsy voatàgna Ka tsy maintsy ambara ie !!!!
Fiv:
Mpandresy izaho Manoatra ny mpandresy koa Mpandresy fa managny Anô Tsy resy izaho Sagnatria ny ho resy koa Tsy resy fa miaraka Aminao
2/
Na dia tègna ady mafy Izaho tsy miasa lôha Tsy atahorako ny ho faty Satria haiko Anô fa aô Miara-dalagna aminà
Tsy mamela izaho ho tôkagna iéééé Izaho matoky magnantègna Fa eo fögna Anô Anô araiky tavandrègna Zagnahariko Anô Tsisy raha mampiahiahy Fa mpandresy izaho mandrakizay
A/C: Ghislain (Antsegno Mivνατο) Gadona: R&B
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Hits : 126
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 26/07/2025 20:36
