Eo ihany (FeniiH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao, natao, natao ouh oh ouh...
Ho anao, ho anao, ho anao hhslr ouh oh ouh...
Natao ity hira ity mba hampifalifaly anao
Nataoko izy ity mba hampitony ny fonao
Hanadinoana ireo rehetra izay mankaleo
Ka ny olanao ary havalony hatreo
refrain:
'Ndao handihy, hifaly, hanalazy (Ankanfy)
'Ty vazo ty ankao fy ankipio mason-dry

Eo ihany, eo ihany, eo xkvd ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany, eo ihany....
Andao ianao ho entiko any évasion
Andao ianao ho entiko any izao diény izao
Ny henatrao hialao fa tsy misy hitsara anao
Ataovy izay dihy mety mapa- alaise anao.
Andao ianao ho entiko tononkira.serasera.org any évasion

Ny henatrao hialao fa tsy misy hitsara dftg anao

--------
Link: