Tsy hay (FeniiH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Manotany tena za hoe
inona foana no antony
hitiavako anao (dia mbola ianao ihany) Tsy mijery hafa in-tsony
fa efa ianao irery
no ato am-poko ianao
Tsy misy hafa tsy ianao(dia mbola ianao ihany)
Ny saiko tsy mandry tsy eo anilanao Miolampandry mangatsika tsisy anao Isan'andro mantsy ny antsika toa miha mangatsika ilay paradisa
Mivadika ny saiko
Mihorohoro ny foko
Ianao no ilaiko
Ny anaranao no antsoiko
Miantso izaha hiresaka aminao
Na dia fantatro aza fa sahirana iana

Be ny olona mandalo izao fa tsy fantatrao
Lasa routine ny fianantsika isan'andro
Otrany madeha ho azy maraina hariva dia atoandro
Lasa toa ady foana no mameno ny ato antrano
Nefa ny antsika nivoady ho vary sy rango

Malm:
Dia za mihintsy vey?
Za vé n'tianao?
Viavy ey?sao mba trompe ianao
Za anie bandy jiolamboto
Efa zatrq nitoto tany anaty couloir
Za anie tsy tianao ey
Hainao ny fiainako 'fa fantatrao ey
Za tsy mitantara izany
Fa raha tinao dia izay izany
Fitiavantsika tsisy ahita izany
Izaho hoa tsy maditra izany
Fa anjaranao no mihaina izany viavyiiii

FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA EEE....ZAAAY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FeniiH
Vangy : 1560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feniih
Daty : 31/01/2018 18:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735