Ianao irery (FeniiH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Tiako ho ahy irery ianao
Ianao ianao ianao
Tiako ho ahy irery ianao
Ianao ianao no maha Sambatra avy

Jejojejo ery maika ahita an-dry
Manao metimety manjamanja,jefijefy ery
Feno fitia izao tontolo izao
Sartia tafaray indray*2
Izao sy ianao
Mampangovitra ana
Ny fijerinao malefaka
Manitona ny fo

Ref...

Rakotra hafaliana ny eo anilany iny
Ka mba ialako tsiny ary
Fa diso aho tamin'iny
Dia aza tezitra an
Fa matoa izaho saropiaro dia tia anao

Izay ilay fitia mifamaly aky
Mifandefitra rehefa tezitra
Izaho sy ianao ihany io
Ho mandrak'izay

Ref ...

Rakotra hafaliana ny eo anilany iny
Ka mba ialako tsiny ary
Fa diso aho tamin'iny
Dia aza tezitra an
Fa matoa izaho saropiaro dia tia anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FeniiH
Vangy : 1289
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : feniih
Daty : 02/02/2018 18:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2036