SAMBATRA LOATRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Sambatra loatra izahay izao
Rehefa nandre ypaovaz ny teny avy aminao
Mahazo hery ny ao ampo
Tena ravoravo koa Zany saina sy ny fo
Fiv
Teneno foana ry Ray Anaro tononkira.serasera.org foana izahay
Ndrao manadino tokoa Reo teny tsara sady soa
Raha mila hivily ahitsio Raha mila ho reraka ampio
Ka aza avela ho irery wnjvo ety Sao dia mania
2
Aina no entina miady ety
Nefa tsaroana ho tena mamy ery
Mamelombelona Fanahy Mampisento mampatsiahy
Hitodihana amin-dRay
3
Ny karakaina izao no miova fo
Ny teny tsara hitsirian’ny voa
Avia re kolokoloy Raha lavitra antsoy
Mba tsy ho very ka afoy cwolt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58