Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAY O! MISAOTRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAY O! MISAOTRA
Ry Tompoko! Sy vbxqd Andriamanitro
Ianao no asandratro
Ary tononkira.serasera.org hanandratako, izany fanahiko
Dia noho Ianao
Namaly vavaka ahy
Sy ajqntn namelona indray ity
Reraka am-panahy
Ny aretiko izay nandazo ahy
Nanasitra Ianao
Ary koa nanafaka ahy
Tamin’izany Ianao
Ny fatotra izay nangeja ahy
Ankehitriny novahanao
Tena afaka aho izao
Ref.:
Atao ahoana (Ry Tompo atao ahoana e)
Ny hisaotra ANAO (Ny hisaotra Anao)
Tsy ampy foana (tena tsy ampy foana e)
Ny andro hiderako Anao
Te hiantso aho (te hiantsoantso aho)
Hikiaka hoe (te hikiaka hoe)
Ray o! Misaotra (Ray jmgt ô!Ray ô! Misaotra e)
Misaotra Anao (Ray ô! Misaotra Anao)
Ry Tompoko! Sy vbxqd Andriamanitro
Ianao no asandratro
Ary tononkira.serasera.org hanandratako, izany fanahiko
Dia noho Ianao
Namaly vavaka ahy
Sy ajqntn namelona indray ity
Reraka am-panahy
Ny aretiko izay nandazo ahy
Nanasitra Ianao
Ary koa nanafaka ahy
Tamin’izany Ianao
Ny fatotra izay nangeja ahy
Ankehitriny novahanao
Tena afaka aho izao
Ref.:
Atao ahoana (Ry Tompo atao ahoana e)
Ny hisaotra ANAO (Ny hisaotra Anao)
Tsy ampy foana (tena tsy ampy foana e)
Ny andro hiderako Anao
Te hiantso aho (te hiantsoantso aho)
Hikiaka hoe (te hikiaka hoe)
Ray o! Misaotra (Ray jmgt ô!Ray ô! Misaotra e)
Misaotra Anao (Ray ô! Misaotra Anao)
--------
Lien:
