MOA MBA EFA NISY HASAMBARANA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Moa mba efa nisy hasambarana
Nandritry ny andro izay nomena anao
Moa renao nisy fifaliana koa
Teo amin’ny fanompoana an’i Jeso
Moa tsaroanao nisy voka-tsoa
Notovozinao ho ao ampo
Teny tokana no atao
Mitsangana hianao miasà
Efao ny adidinao

Fiv.
Ho avy handray antsika Jesosy zokintsika
Lay nanao fanekena Sy toky efa nomena
Hampiditra antsika Ho ao amparadisa
Namboariny hatrizay Ao amin’ny lapandray

2
Moa mba efa nisy fitsaharana
Ny vesatr’entana teo aminao
Moa efa renao fa tanteraka
Ny teny mamy notoriany taminao
Zay rehetra manatona ahy
Mahatsiaro fa mavesatra
Vonona aho hanafaka
Ary hanamaivana manatona
Ka mihazakazaha
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 873
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731