MIHIRA FIHIRAM-BAOVAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihira fihiram-baovao, Ho an’i Jehovah,Ry tany rehetra Misaora ny anarany
Foiny ny zanany Mba ho famonjena anao
Ry olon-drehetra Miderà ny Tomponao
Hankalaza sy hidera Ty no andro volamena
Andro tokana tsy lö
Mihirà fihiram-baovao
Ho an’ilay Mpamonjinao
Nahafoy ny ainy ho anao
Mitehafa tanana
Raiso ny valihinao
Raiso ny lokanganao
Mihira fihiram-baovao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1623
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59