JESO MALALA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso malala ô O mba henoy re
Ny sentom-poko
Mila anao ka mba vonjeo
Zay mba finoako
Reko ato am-poko
Mila ho maina Miandry andon’aina
Tsapako anaty
F’Hianao ihany
No azo hianteherana
Raha mbola eto an-tany
Eny hatrany an-danitra any
Indro hianao mbola mitomany
Mitalaho sy mitaraina Na hariva na maraina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1578
Likes : 0 Like
Created by : radavidison6185
Date : 04/04/2015 15:30