FIJALIANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Nangirifiry ianao, nilanja ny tsy natao
Niaretanao avokoa, ny vono sy ny hafa koa
Nampijaliana ianao, nokapohina koa
Dia nororana sy noesoesoina
Fa mba taiza moa zahay,t@ora izay nijalianao io
Tsy nisy na iray sahy niaro anao fa natahotra
Na dia ireo mpianatra aza,
Nilaza ho tsy nahafantatra.
2-
Ny dinitrao nitete, hatrany tononkira.serasera.org getsemane
Ka ory loatra ny fo, mafy tokoa ny nanjo
Dia nitomany ianao, nikiaka mafy hoe:
“Ray ô! hdwh Esory amiko ity kapoaka ity!”
Indrisy anefa fa natolotra Ianao,Tsisy azo natao.
Dia novonoina ka niboiboika koa,
lay ra avy ao am-po; Tsy kozfpe nisy izay iray nitsetra fa,
Nataony ho fihomehezana.
3-
Ny fahotako rehetra, ny ditra sy setrasetra
Ny tanako mihosin-dra, tena mamatotra ahy
Ireo hadalako ihany koa, miampanga ahy avokoa.
Tsy afaka wyomhmxz miala fa, ianao nalatsa-drà
Tsy mba namaly ianao,
Manoloana ireo zavatra niseho
Fa ny lalanao tokoa, efa voasoritra mialoha
Tanterakao ny famonjena fa,
Zahay no tsy nahay nandray
Naivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 2624
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:56