AZA VARIANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mahavariana sy mahasondriana tokoa izao fiainana izao
sady lala-malalaka be migodana tsy misy misakana anao nefa kosa
Tsinjovy ihany izay iafarana fa aza variana ety
ka banjino, todiho ilay toerana tsara izay ao amin’i Jesosy
réf: ny Tompo anie raha tety
nampianatra hifankatia o
tsy mba sasa nananatra antsika
mba ho tena filamatra
mba ho tsapan’ireo izay mandre jnxcduhl sy ireo jamba tsy afa-mandeha
Moa tsy tsapanao va fa mandrendrika anao raha izao fiainana izao
Tsy mba mety ho tony tsy tononkira.serasera.org fantatra intsony fa mafy ny fiainana mila hankalao
Miherika etsy miherika eroa tsy mahita ny ehfpmbvj lalan-kaleha
Manatona an’i Jesoa mpamonjy fwlq anananao fiainana be dia be
réf

--------
Link: